• Talata 12 Jolay 2022
Finoana.Fikambanan’ny Silamo Malagasy “Fotoana nandraisana famelana ny Eid al-adha”

Fahatsiarovana ny fanehoam-pinoana nataon'i Abrahama tamin’ny nanekeny hanao sorona ny zanany lahimatoa Ismaël ho fankatoavany ny baikon'Andriamanitra no soatoavina ara-pinoana raikiten’ny “Eid al-adha”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jolay 2022
Finoana.« Eid Al-adha » fetin’ny silamo Andro tsy fisana ny sabotsy 09 jolay

Nisy omaly ny fampahafantarana navoakan’ny Minisiteran ny Asa, ny Fampananan'Asa, ny Asam-panjakana ary ny Lalàna Sosialy mitondra ny laharana 074//MTEFPLS/DGTLS/2022 manamafy ny maha andro tsy hiasana kanefa

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2022
Finoana.Pastera Heritiana “Tsara ny mianatra sy mahay saingy aza manadino an’Andriamanitra”

Tena ilaina ny mianatra hoy pastera Heritiana Randriarimalala izay sady mampahery ihany ireo ankizy sy tanora mbola tsy maintsy hiatrika ny fanadinam-panjakana toy ny BEPC sy ny Bakalorea.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Jona 2022
Finoana.Mpaminany Dieu Benis Chylhe Miantso ny Malagasy tsy ho kivy

Matetika mandalo eto Madagasikara aho hatramin’ny 2015, hoy ny mpaminany Kaongoley, Dieu Benis Chylhe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jona 2022
Finoana.Pastera Heritiana “Vao mainka hampitombo ny fahotan’ny olona io ITG io”

Mbola hifandroritana eny anivon’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza hatramin’izao ny mety ho fandinihana ilay lalàna momba ny ITG na ny fanalan-jaza.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jona 2022
Finoana.Zezoita sy ny tantaram-pirenena Noraketina ho boky ny fifamatorana

Manamarika ny faha-50 taonany ny Faritra Zezoita eto Madagasikara, izay ny 08 jona 1971 izany hoe ny taona 2021 no tena tsingerin-taona katroka saingy tsy afa-nankalaza izany noho ny toe-draharaha ara-pahasalamana, ka izao

Hamaky ny tohiny
FTT