• Talata 26 Jolay 2022
Finoana.Filoha vaovaon’ny Jesosy Mamonjy “Efa vita ny fampihavanana, tapitra ny disadisa”

Nampahafantarina ampahibemaso teny amin’ny foiben’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Ankorondrano ny vokatry ny fifidianana ny filankevim-pitantanana eo anivon’ity fiangonana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2022
Finoana.Kristianina mandinika raharaham-pirenena “Mila filoham-pirenena mahafehy praograma isika”

Mikaikaika amin’ny hamafin’ny fiainana ankehitriny ny rehetra, hoy ny Kristianina mandinika raharaham-pirenena, Ralaiarimanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2022
Finoana.Antso sy fanairan’ ny FFKM Hanana fanetren-tena ve ny mpitondra ?

Manomboka mivoaka amin’ny fahanginany ireo olobe voasokajy ho eken-teny eto amin’ny tany sy ny firenena n any “autorités morales” manoloana ny zava-misy, ny olona mianjady, ny fahoriana mahazo ny vahoaka Malagasy. Nanao antso avo ny FFKM (Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara) manoloana ny ambarany fa disadisam-piainana isan’andro miseho etsy sy eroa izay tsy ahitam-bahaolana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2022
Finoana.Raharaham-pifidianana Nisavorovoro indray ny Jesosy Mamonjy

Raikitra indray ny savorovorom-pifidianana eo anivon’ny fiangonana Jesosy Mamonjy, raha ny angom-baovao voaray tetsy amin’ny foiben’ity toeram-pivavahana ity etsy Ankorondrano hatramin’ny omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2022
Finoana.Pastera Heritiana « Tsy mahasoa ny harena azo avy amin’ny tsy fahamarinana »

Tsy mahasoa ny harena azo avy amin’ny tsy fahamarinana hoy pastera Heritiana Randriarimalala. Mihasarotra mantsy ny fiainana hoy izy, miakatra avokoa ny vidim-piainana ka tsy vitsy ireo lasa manaotao foana sy mamoy fo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2022
Finoana.FJKM Ambodifahitra Martiora Fotoan-dehibe « Andron’ny zohy » ny alahady izao

Miantso ny Kristiana sy zanaka am-pielezana avy ao amin’ny FJKM Ambodifahitra Martiora .Synodamparitany Iarivo Avaradrano mba hamonjy ny « ANDRON'NY ZOHY »

Hamaky ny tohiny
FTT