- Zoma 23 Septambra 2022
Finoana.Révérend Médar “Tenin’Anjely fa tsy hoe teny tsy fantatra…”
Fanambarana lehibe no ataoko anio, hoy ny mpitondra fivavahana, Medar Rabetombo na Révérend Médar. Misy fahadisoana lehibe ahitsy, hoy izy.
Hamaky ny tohinyFanambarana lehibe no ataoko anio, hoy ny mpitondra fivavahana, Medar Rabetombo na Révérend Médar. Misy fahadisoana lehibe ahitsy, hoy izy.
Hamaky ny tohinyAmbetitenin’ny ankamaroan’ny olona tato ho ato ny resaka fampihavanam-pirenena mba hahafahana mampandroso ny tanindrazana iombonana.
Hamaky ny tohinyTonga namaly ny antson'ny FFKM na ny Fiombonan’ireo fiangonana Kristianina eto Madagasikara tetsy amin’ny Chapelle militaire Ampahibe ny sabotsy teo ny mpanao politika maro.
Hamaky ny tohinyNigadona an-tanindrazana tamin'iny herinandro iny ny Pasitera Mailhol mpanorina ny Fikambanana Apokalipsy maneran-tany rehefa avy namita iraka nandritra ny 30 andro tany ivelan'i Madagasikara !
Hamaky ny tohinyNohamasinina eveka aty amin’ny « province »-n’i Madagascar, araka ny fanamasinana tany Kampala Renivohitr’I Uganda ny 4 septambra teo i Son Excellence Mgr Lercia.
Hamaky ny tohinyMankalaza ny faha 10 taonany ny fikambanana DIAF Marindrano ny 16 sy 17 septambra izao, hoy ny fampitam-baovao.
Hamaky ny tohiny