• Alarobia 07 Desambra 2022
Finoana.Pastera Heritiana « Aza manambady vola na laza fa manambadia toetra »

Tsy vola, tsy harena, tsy laza, tsy voninahitra fa toetra no tokony hanambadian’ny lehilahy na vehivavy iray ny olon-tiany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Novambra 2022
Finoana.Fianarana baiboly tany Korea Atsimo Malagasy miisa 706 no nandray anjara

Malagasy miisa 706 no nandray anjara tamin’ny famoahana mpianatra 100.000 avy ao amin’ny Ivotoerana Misiona Ziona izay toerana fampianarana Baiboly ao amin’ny Shincheonji Fiangonan’i Jesosy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Novambra 2022
Finoana.Pastera Heritiana « Mbola hisy zavatra goavambe hiseho eto Madagasikara »

Namiratra teo amin’ny sehatry ny fifaninana natao tany ivelany hatrany isika eto Madagasikara tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2022
Finoana.Pastera MAILHOL « Tsy tsara ny ory hava-manana »

Nahoraka hatramin'ny faran'ny herinandro teo ny fandresena miezinezina azon'i Anisha,ilay tovovavy Malagasy 22 taona nandray anjara tamin'ilay fifaninanan-kira Star Academy nokarakarain'ny fahitalavitra TF1 ao France

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Novambra 2022
Finoana.Fahalovana, kolikoly, fifampihantsiana,… Mafonja hafatry ny Papa sy ny Eveka

Nitondra hafatra mafonja ny Fivondronamben’ny Eveka katolika ny faran’ny herinandro teo taorian’ny fivoriany tany Roma niaraka tamin’ny Papa Fransoà sy ireo sampan-draharaha isan-tsokajiny ao Vatican,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Novambra 2022
Finoana.Kristianina mandinika raharaham-pirenena “Tsy afaka hampandroso izay tsy mahay mihaino”

Ny fiarovana ny tontolo iainana eto amintsika izao no hitanay ho zava-dehibe, hoy ny Kristianina mandinika raharaham-pirenena, Ralaiarimanana.

Hamaky ny tohiny
FTT