Finoana

SAMPATI FJKM Miomana amin’ny volan’ny SAMPATI


  • Zoma 07 Oktobra 2022

Miomana ho amin’ny hetsika nasionalin’ny volan’ny SAMPATI dia ny volana novambra ankehitriny ny SAMPATI FJKM, hoy ny tonia SAMPATI foibe FJKM, Séraphin Randriamanantena.

 Alahady nasionaly ny 20 novambra, hoy izy. Hanaovana hetsika nasionaly toy ny fiaraha-mivavaka sy fitondrana am-bavaka ny SAMPATI foibe izany. Fanohanana ihany koa ny sampana, izay hanentanana ny mpikambana rehetra isam-piangonana mba hahatsiaro izany andro lehibe izany. Eo koa moa ny fihaonambe nasionaly amin’ny taona hoavy, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT