- Alatsinainy 05 Septambra 2022
Finoana.Antsirabe Noraisin’ny Tanora Katolika an-kafaliana i Dada
Isan’ireo nahazo fanasana niatrika ny famaranana ny JMJ andiany faha-19 na ny fihaonamben’ny tanora katolika tany Antsirabe ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana mivady sy ireo delegasionina mpiara-dia aminy.
Hamaky ny tohiny
