• Alakamisy 22 Septambra 2022
Finoana.Pastera Heritiana « Ilaina ny fampihavanana tena izy »

Ambetitenin’ny ankamaroan’ny olona tato ho ato ny resaka fampihavanam-pirenena mba hahafahana mampandroso ny tanindrazana iombonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Septambra 2022
Finoana.Fikaonandoham-pirenena Manomboka mitondra ny anjara birikiny ny FFKM

Tonga namaly ny antson'ny FFKM na ny Fiombonan’ireo fiangonana Kristianina eto Madagasikara tetsy amin’ny Chapelle militaire Ampahibe ny sabotsy teo ny mpanao politika maro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Septambra 2022
Finoana.Pasitera Mailhol, Apokalipsy Laniny tany ivelany ny ampahafolon-karenan'ny mpino ?

Nigadona an-tanindrazana tamin'iny herinandro iny ny Pasitera Mailhol mpanorina ny Fikambanana Apokalipsy maneran-tany rehefa avy namita iraka nandritra ny 30 andro tany ivelan'i Madagasikara !

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2022
Finoana.Eglizy Anglikanina WAC Nahazo Eveka i Madagasikara

Nohamasinina eveka aty amin’ny « province »-n’i Madagascar, araka ny fanamasinana tany Kampala Renivohitr’I Uganda ny 4 septambra teo i Son Excellence Mgr Lercia.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2022
Finoana.Tekinolojia sy fitoriana filazantsara Hankalaza ny faha 10 taonany ny DIAF Marindrano

Mankalaza ny faha 10 taonany ny fikambanana DIAF Marindrano ny 16 sy 17 septambra izao, hoy ny fampitam-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2022
Finoana.Efa tsy salama tamin’ny fanokafana ny JMJ Nodimandry i Mgr Philippe Ranaivomanana

Nodimandry teo amin’ny faha-73 taonany ny marainan’ny omaly 06 septambra 2022 ny Evekan'Antsirabe Mgr Philippe Ranaivomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT