• Zoma 04 Novambra 2022
Finoana.Fampisehoan’ny Taratry ny mazava Iantsoana ny Malagasy rehetra tsy hanavahana finoana

Fa lozako raha tsy mitory ny filazantsara, hoy ny voalazan’ny baiboly ao amin’ny Korintianina 9: 16, hoy ny mpitarika ny antoko mpihira Taratry ny mazava, Ralaiarimanana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Oktobra 2022
Finoana.Pastera Mailhol « Mety ho kandida ireo vahiny omena zom-pirenena »

Mitana ny sain'ny mpanara-baovao maro eto an-toerana ankehitriny ny fisian'ilay tolo-dalàna momba ny fangatahan'ireo vahiny monina eto Madagasikara ny hanomezana azy ireo ny zom.pirenena Malagasy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Finoana.Shincheonji Fiangonan’I Jesosy Voarakitra ho mpanome rà betsaka indrindra maneran-tany

Maherin’ny 90 000 ny mpikambana ao amin »ny Shincheonji Fiangonan’i Jesosy manerana izao tontolo izao no

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2022
Finoana.Fiangonana FJKM “Manainga ny mpitondra hampanjaka ny fahamarinana”

Namoaka hafatra ny Mpiandraikitra Foibe FJKM tarihin’ny Filohan’ny Fiangonana Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi izay nivory ny 12- 19 oktobra 2022,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Oktobra 2022
Finoana.Finoana Katolika Miato aloha ny hetsika rehetra any Anosivolakely sy Soaniroa

Nilatsaka ny didy : miato daholo aloha ny hetsika rehetra ataon'ny Eglizy Katolika Romana (EKAR) any Anosivolakely sy Soaniroa satria tsy mifanaraka amin'ny finoana Katolika ny zavatra miseho any an-toerana fa mbola misy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2022
Finoana.SAMPATI FJKM Miomana amin’ny volan’ny SAMPATI

Miomana ho amin’ny hetsika nasionalin’ny volan’ny SAMPATI dia ny volana novambra ankehitriny ny SAMPATI FJKM, hoy ny tonia SAMPATI foibe FJKM, Séraphin Randriamanantena.

Hamaky ny tohiny
FTT