• Alarobia 26 Mey 2010
Finoana.Pasitera Ranaivo Rivo Arson Ilay “Martin Luther King” gasy

Ny 4 aprily 1968 no nitifiran’ireo tsy mataho-tody ny pasitera Martin Luther King tany Memphis, ny 20 mey kosa no nahalavo ny bala ny pasitera Ranaivo Rivo Arison. Tolona ho amin’ny fahafahana no namoizan’ireto pasitera roa ny ainy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Mey 2010
Finoana.FJKM Manameloka ny tsy fisian’ny fahalalahana mamosaka hevitra

Mampisongadina ny hasarobidin’ny fahasamihafana ao anatin’ny fampiraisana sy filaminana izay tarihin’ny Fanahy Masina ny vanim-potoan’ny Pentekosta, hoy ny foibe FJKM.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Mey 2010
Finoana.Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana Tafiditra tao anaty vela-pandrika ?

Na dia teo aza ny fanambaran’ireo mpitarika dia sarotsarotra ihany ny hino fa mbola ho afaka ny hanao famorian’olona ankalamanjana ny hetsiky ny mpitondra fivavahana, taorian’ny zava-nitranga teny Mausolée.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Mey 2010
Finoana.Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana Hanao rodobe eny Ambohimanandray anio

Taorian’ny fanomanantena nandritra ny tontolo andro tao amin’ny FJKM Ambohimanandray Filadelfia ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana niaraka tamin’ny mpiandry sy mpitondra fivavahana handresena sy handravana ny ratsy rehetra dia hanao rodobe eny an-toerana izy ireo anio.

Hamaky ny tohiny
FTT