- Alakamisy 03 Jona 2010
Finoana.Rapatrisy Anosivolakely Mbola hihamafy ny hahazo ny Malagasy
Mbola hihamafy noho ny fitombon’ny faharatsiam-panahy araka ny voalazan’ny Masina Maria ny hahazo antsika Malagasy ato ho ato raha tsy mibebaka tanteraka isika, hoy Raharimanana Patrice Charles na Rapatrisy ilay lehilahy voalaza fa nisehoan’ny Masina Maria imbetsaka tany Anosivolakely.
Hamaky ny tohiny
