• Talata 29 Jona 2010
Finoana.Sampati - FJKM Manarintsoa Mitady 8 tapitrisa Ar hanomanana ny lasy

Toy ny isan-taona dia manatanteraka lasy ivelan’ny renivohitra ny Sampati Edena 215 ème eo anivon’ny Fjkm Manarintsoa Finoana. Toerana efatra no handehanana amin’ity 2010 ity dia i Manambato sy Vatomandry ho an’ny komitim-pivondronana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Jona 2010
Finoana.Pasitera Rakotoralahy Mamy «Ny fahafahana no fanalahidy tokan’ny vahoaka Malagasy»

Tsy misy vahaolana afa tsy ny tenin’i Jehovah tonga tamin’ny olom-boahosony ny famahana ny olana eto amin’ny firenentsika, hoy ny Pasteur Evangélique POWER, Rakotoralahy Mamy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Jona 2010
Finoana.Vavaka ho an’ny firenena Feno hipoka ny Fjkm Ambatomena omaly

Miditra amin’ny herinandro faharoa ny vavaka ho an’ny firenena tanterahina eny anivon’ny fiangonana FJKM eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
FTT