- Alakamisy 22 Aprily 2010
Finoana.Fakana ny fananan’ny FJKM Mpivadika palitao manompo mpitondra no ao ambadika
Resabe mandraka ankehitriny ny amin’ireo fitaovana fanamboarana trano sekoly an’ny FJKM, voalaza fa nisy naka tsy niera teny Alarobia ary mbola misy mikasa haka an-keriny ihany koa ao Toamasina.
Hamaky ny tohiny
