- Talata 24 Aogositra 2010
Finoana.Pasitera Valisoa Navoaka tetsy Antanimora omaly, telo volana taty aoriana
Telo volana mahery taorian’ny nisamborana azy dia navoaka ny fonja ihany ny Pasitera Valisoa Rafanonerantsoa.
Hamaky ny tohinyTelo volana mahery taorian’ny nisamborana azy dia navoaka ny fonja ihany ny Pasitera Valisoa Rafanonerantsoa.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nilaza ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena omaly ny pastera Mailhol. Nandritra izany no nanamafisany fa tokony hotanterahana haingana ny fifidianana ary faranana amin’ity taona 2010 ity ny fitondrana tetezamita.
Hamaky ny tohinyManamafy ny avy ao amin’ny fikambanana «Justice et Paix» tamin’ny alalan’ny sekretera jeneraliny, ny mompera Alain Thierry Raharison, fa mihodinkodina be loatra isika amin’ny famahana ny krizy, fa tsy mbola tena hita taratra ny vahaolana mahomby sy maharitra, hatramin’izao.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Tsy nangina fa nivavaka ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana (HMF). Tsy azo atao, hoy ireo raiamandreny ara-panahy ny mangina sy mijery fotsiny manoloana ny zava-misy ankehitriny izay hita fa tena sahirana tokoa ny firenena. Noho izany dia hotohizana ny hetsika fa tsy hipetra-potsiny.
Hamaky ny tohiny