- Alarobia 21 Janoary 2015
Finoana.Fjkm Ambatondrazaka Fitiavana Natao veloma ny mpitandrina Randriamalalaharisoa Jules
« Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fihazakazahako aho, nitahiry ny finoana aho … ». Izany tenin’Andriamanitra notsongaina tao amin’ny Epistily faharoa ho an’i Timoty toko faha-4 andininy fahafito izany no finidin’ny mpitandrina Randriamalalaharisoa Jules mivady nentina nanaovam-beloma azy ireo ny alahady 18 janoary teo.
Hamaky ny tohiny