- Talata 24 Martsa 2015
Finoana.Mgr Odon Razanakolona Mbola lavitr’ezaka ny fampihavanam-pirenena
Tsy ho vita vetivety mihitsy ny fampihavanam-pirenena ho ny arsevekan’Antananarivo ny Mgr Odon Marie Arsène Razanakolona satria tena sarotra ny mampihavana olona tsy mitovy hevitra sy tsy mitovy fomba fijery
Hamaky ny tohiny