- Sabotsy 03 Janoary 2015
Finoana.Fjkm Ambatofotsy Avaradrano Ho taona miavaka ity 2015 ity
Taona miavaka ho an’ny Fjkm Ambatofotsy Avaradrano ity 2015 ity satria hanamarihana ny faha-145 taonan’ny Fiangonana.
Hamaky ny tohinyTaona miavaka ho an’ny Fjkm Ambatofotsy Avaradrano ity 2015 ity satria hanamarihana ny faha-145 taonan’ny Fiangonana.
Hamaky ny tohinyNodimandry ny zoma 19 desambra lasa teo ny mpitandrina Edmond Razafimahefa, diso fantatry ny mpino kristianina Fjkm loatra satria efa manodidina ny 40 taona no naha mpitandrina azy teo anivon’ny sahan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara
Hamaky ny tohinyHo fararanon-danonana ny etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina ny alahady 21 Desambra ho avy izao
Hamaky ny tohinyAnisan’ny nanamarika ny famaranana ny faha-40 taona niorenan’ny S.T.K na ny “Sampana Tanora Kristianina” eo anivon’ny Sahan’ny fiangonana FJKM ny Asa soa ho an’ny tanànan’Antsirabe
Hamaky ny tohinyLelavola mitentina 500 tapitrisa Ar no ilaina amin’ny asa fanitarana ny fiangonana FJKM Itaosy
Hamaky ny tohinyNomarihina tamin’ny asa soa ho an’ny kaominina Antsirabe Anisan’ny nanamarika ny famaranana ny faha-40 taona niorenan’ny S.T.K na ny “Sampana Tanora Kristianina” eo anivon’ny Sahan’ny fiangonana FJKM ny Asa soa ho an’ny tanànan’Antsirabe. Nisy, araka izany, ny fanadiovana ny zaridainan’Andranomafana sy ny tokotanin’ny kaominina Ambonivohitra ary ny fanolorana loko nilanja 25 kilao mba handokoana ny efitrano fisoratam-panambadiana ao amin’ny kaominina izany
Hamaky ny tohiny