- Alarobia 26 Novambra 2014
Finoana.Mgr Odon Razanakolona – Hery Rajaonarimampianina Misy ady mangatsiaka ?
Maloka ny fifandraisana eo amin’Ambohitsorohitra sy Andohalo. Re izao fa tsy dia azoazon’ny Arsevekan’Antananarivo Mgr Odon Razanakolona loatra ny fisisihan’ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina hitarika ny fampihavanam-pirenena
Hamaky ny tohiny