- Zoma 27 Febroary 2015
Finoana.FJKM Ambohitsiroa Mahitsy Nirodana hatrany ifotony ny Tilikambo
animba fotodrafitrasa maro ny fijojon’ny orana sy ny ranobe tato ho ato. Anisany nitondra faisana tamin’izany ny FJKM Ambohitsiroa Mahitsy
Hamaky ny tohinyanimba fotodrafitrasa maro ny fijojon’ny orana sy ny ranobe tato ho ato. Anisany nitondra faisana tamin’izany ny FJKM Ambohitsiroa Mahitsy
Hamaky ny tohiny5 taona teo amin’ny sahan’ny FKJM, ny mpitandrina Eli-Seth mivady. Misahana ny FJKM Jerosalema Morontsara Vaovao Carion izy ireo ankehitriny. Hofaranana amin’ny sabotsy 7 martsa ho avy izao etsy
Hamaky ny tohinyManatanteraka vokatra ny sampana sekoly alahady eo anivon’ny Fjkm Ambodihady Vaovao Ambohimanarina, synodam-paritanin’Antananarivo Andrefana
Hamaky ny tohinyManatanteraka vokatra ny sampana sekoly alahady eo anivon’ny Fjkm Ambodihady Vaovao Ambohimanarina, synodam-paritanin’Antananarivo Andrefana
Hamaky ny tohinyMiroso mangina ny fanomanana ny dinika momba ny fampihavanam-pirenena hatao any amin’ny Faritra. “Tsy hampiova ny tetiandro efa novinavinaina ny toetr’andro”, hoy ny filoha am-perinasan’ny FFKM sady filohan’ny FJKM, Rasendrahasina Lala Haja, mpitandrina
Hamaky ny tohinyMandray anjara tanteraka amin’ny fiarovana ny tontolo Iainana ny fiangonana manoloana ny fiovaovana ny toetr’andro
Hamaky ny tohiny