Finoana

Sekoly Alahady Ambodihady Fitandremana Vaovao Hanao antsam-bokatra


  • Alarobia 11 Febroary 2015

Manatanteraka vokatra ny sampana sekoly alahady eo anivon’ny Fjkm Ambodihady Vaovao Ambohimanarina, synodam-paritanin’Antananarivo Andrefana

. Mandritra ity volana Febroary ity no hanatanterahan’izy ireo izany ka ny Alahady 15 febroary ho avy izao no hanaovan’izy ireo ny antsam-bokatra hiarahana amin’ireo taninketsa. Maromaro ireo sampana sekoly alahady handray anjara amin’izany toy ny S.A.MI0A Ambodihady, ny FA Kristy Fanantenana … Hitohy mandritra ny herinandro maninjitra izany ka anisan’ny hameno ny fotoana ny famelabelarana momba ny sekoly alahady sy ny tenin’Andriamanitra izay hanasana mpanompon’Andriamanitra maro toy ny mpitandrina Raveloson Mamy avy ao amin’ny FJKM Ambodihady Vaovao, ….Ny alahady 22 febroary no hifarana ny vokatra no sady fotoana iray hanokafana ny faha-130 taonan’ny sekoly alahady ao amin’ity fiangonana ity ihany koa. Hisy ny rindran-kira hiarahana amin’ny tarika Mialy Rakotomamonjy mandritra izany.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • TANORA MASINA ITAOSY
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Raki-kira faha-11 no

  • Herinandrom-bokatry
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

ny SAFIF ao Andravoahangy

  • Herinandrom-bokatry
  • Talata 20 Oktobra 2026

ny SAFIF ao Andravoahangy

  • FJKM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

AMBODIFAHITRA MARTIORA

  • MPINO
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ADVANTISTA SOAMANANDRARINY

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

Hijery ny tohiny
FTT