Finoana

FJKM JVM Carion Mamarana ny jobily volafotsin’ny mpitandrina Eli-Seth mivady


  • Zoma 27 Febroary 2015

5 taona teo amin’ny sahan’ny FKJM, ny mpitandrina Eli-Seth mivady. Misahana ny FJKM Jerosalema Morontsara Vaovao Carion izy ireo ankehitriny. Hofaranana amin’ny sabotsy 7 martsa ho avy izao etsy

 

2Antsahamanitra, izany jobily volafotsy izany. Hisy ny rindrankira ara-pilazantsara amin’io fotoana io, hafanain’ireo tarika anisan’ny malaza eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao dia ny Hosana Ambohijatovo Fitiavana, ny Ampifitia FJKM Isotry Fitiavana, ny Jiroben’ny Lanitra, ny Koraita FJKM Manarintsoa Finoana, Dadi Love, Grojupe Honoré ary ny Hope for Madagascar. Lohahevitr’izao jobily izao ny tenin’ny soratra masina ao amin’ny I Kor 4 : 9b : «fa izahay dia natao ho fizahan’izao rehetra izao».

Nangonin’i Jean D.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT