Finoana

Alahadin’ny AFIFAB Ao amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga no fotoana


  • Alakamisy 19 Martsa 2015

Antsan-kira lehibe hatao ao amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga amin’ny tolakandro alahady 22 martsa 2015 izao no hanamarihana ny Alahadin’ny

 

 AFIFAB (Asa Fifandraisana sy Fampahalalam-baovao) FJKM, hataon’ny Hosana, FJKM Ambohijatovo Fitiavana ary hotronin’ny Lehilahy Midera, FJKM Tranovato Ambatonakanga, Ny Atema, FJKM Amboasarikely Fiadanana, STK, FJKM Amparibe Famonjena ary ny Amboarampeo Radio Fahazavana.

 

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT