Finoana

Antsahamanitra Hanaka-danitra ny hira fiderana rahampitso


  • Zoma 06 Martsa 2015

Hanakoako ao Antsahamanitra ny hira fiderana rahampitso sabotsy 7 martsa. Andro manan-daza ho an’ny FJKM Jerosalema Morontsara Vaovao Carion koa io satria dia hankalazaina amin’io ny faha-25

taona naha mpitandrina an’Atoa Eli-Seth teo amin’ny sahan’ny FJKM. Rindrankira ara-pilazantsara goavana no hamaranana io jobily volafotsin’ny mpitandrina Eli-Seth mivady io, hafanain’ny tarika isany Hosana Ambohijatovo Fitiavana, Ampifitia FJKM Isotry Fitiavana, Jiroben’ny Lanitra, Koraita FJKM Manarintsoa Finoana, Dadi Love, Groupe Honoré ary ny Hope for Madagascar.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT