• Alatsinainy 30 Martsa 2015
Finoana.Fampihavanam-pirenena Iza no malailay fonosana ?

Anisan’ny nanamarika ny fahatsiarovana ny faha-68 taonan’ny tolom-panafahana 1947 ny vavaka nokarakarain’ny FFKM tetsy amin’ny EKAR Md Josefa Mahamasina, izay feno hipoka hatreny an-tokotany omaly tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Martsa 2015
Finoana.Chorale Ambohitantely Zoma mahafinaritra amin’ny fiderana ny Tompo

Hanao kaonseritra ao amin’ny Salle d’Apparat - Lapan’ny Tanàna Analakely ny Chorale Ambohitantely anio hariva. Hetsika tafiditra amin’ny fankalazany ny Jobily faha-50 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2015
Finoana.JMJ andiany faha-8 Mpizaika 40.000 no handrasana any Fianarantsoa

Tanora katolika manodidina ny 40.000 no handrasana any Fiaranarantsoa mandritra ny JMJ andiany faha-8 hatao ny 15-20 septambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2015
Finoana.TPFLM 138 taona nijoroana tamin’ny asa fampandrosoana

Anisan’ny zokiny indrindra ny Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. Ny taona 1877 no niorenany teto Madagasikara. Anarana voalohany nisalorany tamin’izany ny «Imprimerie de la Mission Norvégienne».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Martsa 2015
Finoana.Fanabeazana Nankalaza ny “andron’ny antily” ny Diosezy Antsirabe

Nankalazaina voalohany ny "Andron’ny Antilin’i Madagasikara" ny 23 martsa 2015 lasa teo. Ho an’ny Diosezin’Antsirabe dia ny faran’ny herinandro no nakalazana izay ny tamin’ny alalan’ny fifampizarana akanjo tamin’ireo olona sahirana tao amin’ny fokontany Antsenakely sy Ampatana ary

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Martsa 2015
Finoana.FFKM Mampihavana fa tsy haka fanjakana

Ny 28 -30 aprily ka hitohy ny 1-2 mey izao ny dinika nasionaly tarihin’ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina na ny Ffkm mikasika ny fampihavanam-pirenena. Mikasika an’Atoa Andry Nirina Rajoelina sy ny Profesora Zafy Albert dia nanambara ny filohan’ny Ffkm am-perinasa Lala Rasendrahasina omaly nandritra ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety fa mbola manantena ny fiverenan’izy ireo an-databatra boribory. Raharaha iankinan’ny ain’ny firenena sy ny fiainam-bahoaka mantsy no horesahina ka manentana ny voakasika ny mpitarika ny Ffkm mba samy handini-tena.

Hamaky ny tohiny
FTT