Finoana

FJKM Ambohitsiroa Mahitsy Nirodana hatrany ifotony ny Tilikambo


  • Zoma 27 Febroary 2015

animba fotodrafitrasa maro ny fijojon’ny orana sy ny ranobe tato ho ato. Anisany nitondra faisana tamin’izany ny FJKM Ambohitsiroa Mahitsy

 

N, synodam-paritany Antananarivo Andrefana. Nirodana hatrany ifotony ny tilikambom-piangonana. Ny alin’ny alarobia 25 febroary no niseho ny loza, soa fa tsy nisy aina nafoy na olona naratra. Vao roa taona anefa izay no nahavitan’ity fotodrafitrasa ity, nasolo ny teo aloha.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT