Finoana

Mgr Odon Razanakolona Mbola lavitr’ezaka ny fampihavanam-pirenena


  • Talata 24 Martsa 2015

Tsy ho vita vetivety mihitsy ny fampihavanam-pirenena ho ny arsevekan’Antananarivo ny Mgr Odon Marie Arsčne Razanakolona satria tena sarotra ny mampihavana olona tsy mitovy hevitra sy tsy mitovy fomba fijery

 
.Marihana tsara hoy ity solontenan’ny EKAR ao amin’ny FFKM ity fa dinika ho amin’ny fampihavanana no karakaraina amin’izao fotoana, izany hoe mbola hitohy aorian’io ny tena fampihavanana.Hatrany am-boalohany moa dia efa nanamarika tsara ny FFKM fa hafa mihitsy ary tsy mitovy amin’ny fampihavanana heverin’ny mpanao politika no atao fa tena fampihavanana araka ny sitrapon’Andriamanitra, ka tsy ny olombelona mihitsy noho izany no mibaiko an’io.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT