Finoana

Chorale Ambohitantely Zoma mahafinaritra amin’ny fiderana ny Tompo


  • Zoma 27 Martsa 2015

Hanao kaonseritra ao amin’ny Salle d’Apparat - Lapan’ny Tanŕna Analakely ny Chorale Ambohitantely anio hariva. Hetsika tafiditra amin’ny fankalazany ny Jobily faha-50 taona.

 

 Ny sanganasan’ireo kalaza Amin’ny hira klasika, toy an-dry Haendel, Beethoven, Mozart, Haydn,…no hoentin’ny Chorale Ambohitantely amin’izany. Zoma mahafinaritra amin’ny fiderana ny Tompo, araka izany, io fotoana io, satria hira fankasitrahana an’Andriamanitra no hameno azy. Nomen’Andriamanitra hery mandrakariva ny Chorale Ambohitantely ka manandra-peo mba hankalaza ny voninahitr’Andriamanitra.

Jean D.



Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT