Finoana

JMJ andiany faha-8 Mpizaika 40.000 no handrasana any Fianarantsoa


  • Alakamisy 26 Martsa 2015

Tanora katolika manodidina ny 40.000 no handrasana any Fiaranarantsoa mandritra ny JMJ andiany faha-8 hatao ny 15-20 septambra ho avy izao.

 

 “Sambatra ny madio fo, fa hahita an’Andriamanitra izy” ny lohahevitra hiompanan’ny zaikabe amin’ity. Hifarana amin’ny 31 mey ny fisoratana anarana ho an’ny mpandray anjara. 13 ny toerana nomanina handraisana ireo mpizaika mandritra izany.

Jean D.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT