• Talata 05 Mey 2015
Finoana.Neny Olga Tanteraka ny faminaniany hoe hifamela ny mpifahavalo

Misaotra an’ireo raiamandreny ara-piangonana sy ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ny tenako, hoy i Neny Olga, mpitantana ny Toby Kanàna fifohazam-panahy FLM ao Fianarantsoa, tamin’ny finiavana sy fandavan-tena nananan’izy nitarika iny dinika fampihavanam-pirenena natao teny Ivato ny herinandro lasa teo iny. Tanteraka ny faminaniana azoko efa efa-taona lasa izay hoe

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Finoana.Fonjaben’i Toamasina Voafonja 3 mianadahy nanao fanamafisam-pinoana

Niatrika ny fanamafisam-pinoany nanoloana ny Arsevekan’i Toamasina, Mgr Derise Tsarahazana, tao amin’ny “chapelle St Pierre” ny fonjaben’i Toamasina ireto voafonja telo mianadahy, vehivavy 1 ary lehilahy 2. Nandritra izany no nilazan’ny Mgr Desire Tsarahazana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aprily 2015
Finoana.Haino aman-jery Hisokatra ny Radio Fahazavana

Tsy honohono intsony ny hisokafan’ny Radio Fahazavana. Nanamafy izany ny Talen’ity Onjam-peon’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara ity, Ravoahangiarison Didier Roland raha tafaresaka tamin’ny Tia Tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aprily 2015
Finoana.Fikambanana mpikabary katolika Handalina baiboly ao Ambohimirary

Hanatanteraka fianarana baiboly eny amin’ny Ekar Ambohimirary ny mpikambana ao amin’ny mpikabary katolika (Mpikalo) ny alahady 19 aprily izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2015
Finoana.Koltorallye 2015 Hanampy amin’ny fanarenana ny seminera Ambatobevanja

Hotanterahana ny sabotsy 25 aprily 2015 tontolo andro ny hetsika «Koltorallye» andiany faha-3 karakarain’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2015
Finoana.Loka « Sylvia Michel 2015 » Norombahan’ny mpitandrina Rabemila Yvette sy Rabarijaona Brigitte

Norombahin-dRabemila Yvette sy Rabarijaona Brigitte samy mpitandrina vehivavy eo anivon’ny fiangonana FJKM ny loka Sylvia Michel 2015, natolotra azy ireo tany Soisa ny 08 martsa lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT