Finoana

Vola tsy mazava Totohondry tao am-piangonana


  • Talata 31 Martsa 2015

Noho ny resa-bola vokatry ny fitantanana tsy nangarahara, nisy vola banga 150 000 Ariary, no nitarika savorovoro tamina fiangonana zandriny iray tao Toliara, ny alahady teo.

Niafara tamin’ny ady saritaka teo amin’ny samy mpino ny raharaha ary nisy mpiangona iray voatifitry ny totohondry. Niditra an-tsehatra mihitsy i dadapasy sy ny vadiny nandamina ny raharaha. Vokany, nesorina tamin’ny toerany ny mpitambola nahatonga ny sakoroka ary noroahina tsy hivavaka ao intsony ilay diakona nidaroka. Lasa tafiditra hatrany am-piangonana ny viriosin’ny fitiavam-bola. Ny dridrangilo amin’ny ampahafolon-karena tsy lazaina intsony.

Eric R.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT