- Zoma 08 Mey 2015
Finoana.FJKM Bemasoandro Miomana hankalaza ny faha-150 taonany
Hanatanteraka voka-dehibe ny FJKM Bemasoandro Synaodam-paritany Antananarivo Atsimo ny 10 mey izao.
Hamaky ny tohinyHanatanteraka voka-dehibe ny FJKM Bemasoandro Synaodam-paritany Antananarivo Atsimo ny 10 mey izao.
Hamaky ny tohinyMisaotra an’ireo raiamandreny ara-piangonana sy ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ny tenako, hoy i Neny Olga, mpitantana ny Toby Kanàna fifohazam-panahy FLM ao Fianarantsoa, tamin’ny finiavana sy fandavan-tena nananan’izy nitarika iny dinika fampihavanam-pirenena natao teny Ivato ny herinandro lasa teo iny. Tanteraka ny faminaniana azoko efa efa-taona lasa izay hoe
Hamaky ny tohinyNiatrika ny fanamafisam-pinoany nanoloana ny Arsevekan’i Toamasina, Mgr Derise Tsarahazana, tao amin’ny “chapelle St Pierre” ny fonjaben’i Toamasina ireto voafonja telo mianadahy, vehivavy 1 ary lehilahy 2. Nandritra izany no nilazan’ny Mgr Desire Tsarahazana
Hamaky ny tohinyTsy honohono intsony ny hisokafan’ny Radio Fahazavana. Nanamafy izany ny Talen’ity Onjam-peon’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara ity, Ravoahangiarison Didier Roland raha tafaresaka tamin’ny Tia Tanindrazana.
Hamaky ny tohinyHanatanteraka fianarana baiboly eny amin’ny Ekar Ambohimirary ny mpikambana ao amin’ny mpikabary katolika (Mpikalo) ny alahady 19 aprily izao.
Hamaky ny tohinyHotanterahana ny sabotsy 25 aprily 2015 tontolo andro ny hetsika «Koltorallye» andiany faha-3 karakarain’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny