- Alatsinainy 19 Oktobra 2015
Finoana.Asa fitoriana -FJKM 430 mianadahy noraisin-tanana teny Antsahamanitra
Nitombo indray ny fianakaviamben’ny mpanao asa fanompoana eo amin’ny sahan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (Fjkm) satria dia 430 mianadahy izay mpitoriteny sy katekista ary mpiandry no navoaka sy notsofin-drano ary noharabaina teny Antsahamanitra ny sabotsy 17 oktobra lasa teo
Hamaky ny tohiny