- Alatsinainy 18 Janoary 2016
Finoana.FJKM Nitrotro am-bavaka ny taom-piasana 2016
Nifampitaona teny amin’ny lapan’ny fanatanjahatena Mahamasina omaly alahady 17 janoary ny fianakaviamben’ny Fjkm.
Hamaky ny tohinyNifampitaona teny amin’ny lapan’ny fanatanjahatena Mahamasina omaly alahady 17 janoary ny fianakaviamben’ny Fjkm.
Hamaky ny tohinyHo ambohipihaonan’ny mpino FJKM ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina etsy Mahamasina ny alahady 17 Janoary 2016 ho avy izao ho fitondrana am-bavaka ny taom-piasana 2016 sy ny Filohan’ny FJKM, ny Mpitandrina Rasendrahasina Lala mivady sy ny ankohonany.
Hamaky ny tohinyNiray feo ny mpino silamo sy ny kristianina amin’ny fampihavanana eo anivon’ny fiarahamonina ary hifanome tanana izy ireo amin’ny fampandrosoana ny firenena toarian’ny fivoriana niarahan’ny roa tonga tao amin’ny Mosquée Azara Tsaramandroso Ambony.
Hamaky ny tohinyTsy henoheno intsony ny tohin’ny fampihavanam-pirenena notarihan’ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara taorian’ny fehin-kevitra nivoaka tamin’ny volana mey 2015
Hamaky ny tohinyTsy hihemotra amin’ny tetikasa fanorenana fiangonana miaraka amin’ny asa sosialy efa ela nokasainy hotanterahana eny Androhibe ny Fiangonana Loterana Malagasy, hoy ny filohan’ny synodam-parintany ny pasitora Randrianirina David.
Hamaky ny tohinyMahatsiaro manokana ny nanaovana fahirano an’Imam Houssen mpaminan’izy ireo ka namoy ny ainy noho ny fiarovana ny zon’olombelona ireo mpino Silamo mivondrona ao amin’ny Centre Islamique etsy Anosimasina Itaosy
Hamaky ny tohiny