• Alarobia 20 Janoary 2016
Finoana.Rivolala Hiakatra Fitsarana rahampitso

Haresaka ao Miandrivazo amin’ny alakamisy 21 janoary. Hiakatra fitsarana amin’io andro io i Kohen Rivolala.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Janoary 2016
Finoana.FJKM Nitrotro am-bavaka ny taom-piasana 2016

Nifampitaona teny amin’ny lapan’ny fanatanjahatena Mahamasina omaly alahady 17 janoary ny fianakaviamben’ny Fjkm.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Janoary 2016
Finoana.Palais des Sports Mahamasina Ho ambohipihaonan’ny mpino FJKM ny alahady izao

Ho ambohipihaonan’ny mpino FJKM ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina etsy Mahamasina ny alahady 17 Janoary 2016 ho avy izao ho fitondrana am-bavaka ny taom-piasana 2016 sy ny Filohan’ny FJKM, ny Mpitandrina Rasendrahasina Lala mivady sy ny ankohonany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Janoary 2016
Finoana.Silamo sy ny Kristianina Miray feo amin’ny fampihavanana

Niray feo ny mpino silamo sy ny kristianina amin’ny fampihavanana eo anivon’ny fiarahamonina ary hifanome tanana izy ireo amin’ny fampandrosoana ny firenena toarian’ny fivoriana niarahan’ny roa tonga tao amin’ny Mosquée Azara Tsaramandroso Ambony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Desambra 2015
Finoana.FFKM Mbola vonona hanohy ny fampihavanam-pirenena

Tsy henoheno intsony ny tohin’ny fampihavanam-pirenena notarihan’ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara taorian’ny fehin-kevitra nivoaka tamin’ny volana mey 2015

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Oktobra 2015
Finoana.FLM Androhibe Tsy hihemotra amin’ny fanorenana ny Fiangonana

Tsy hihemotra amin’ny tetikasa fanorenana fiangonana miaraka amin’ny asa sosialy efa ela nokasainy hotanterahana eny Androhibe ny Fiangonana Loterana Malagasy, hoy ny filohan’ny synodam-parintany ny pasitora Randrianirina David.

Hamaky ny tohiny
FTT