- Talata 15 Septambra 2015
Finoana.JMJ Mada 8 1 400 ny solontenan’i Toamasina
Niainga omaly tao Toamasina ireo mpizaika solontenan’ny diosezin’i Toamasina handray anjara amin’ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora eto Madagasikara
Hamaky ny tohinyNiainga omaly tao Toamasina ireo mpizaika solontenan’ny diosezin’i Toamasina handray anjara amin’ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora eto Madagasikara
Hamaky ny tohinyNoheverina fa hiravona tao anatin’ny herinandro ny disadisa ao amin’ny FLM Sambava taorian’ny fanoheran’ny ampahan’ny mpiangona ny famindran-toerana ka nanoloana ny pastora tompon-toerana
Hamaky ny tohinyTanterahina nanomboka omaly ny fihaonambe nasionalin’ny Sampana Lehilahy Kristianina (SLK) eo anivon’ny Fiangonana FJKM. Hetsika fanao isan-droa taona izy ity, ka andiany faha-9 izao tontosaina ao an-drenivohitr’i Bongolava izao izay tsy hifarana raha tsy amin’ny alahady.
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana ny «12 Apôtres» mijoro ao Fianarantsoa fa na mafy toy inona aza ny fiainana noho ny tsy fisian'ny asa fivelomana dia «miangavy ny tanora mba tsy hivily lalana hanao asa ratsy hanatevin-daharana ny dahalo na ambanivohitra na an-drenivohitra».
Hamaky ny tohinyNiharan-doza tany Ankazobe (RN4) omaly tolakandro teo ny fiara minibus nitondra ireo tanora FLM avy any SAVA tokony hamonjy Zaikaben’ny Tanora FLM, andiany faha-19,
Hamaky ny tohinyFotoam-bavaka lehibe no nentin’ny mpino namaranana ny faha-150 taona nidiran’ny finoana anglikanina teto Madagasikara. Mametra-panontaniana ny filohan’ny Repoblika tonga nanome voninahitra ny fotoana tao amin’ny Lapan’ny kolontsaina,
Hamaky ny tohiny