• Sabotsy 05 Septambra 2015
Finoana.Diosezin’i Toamasina Handray ny sisan-taolan’i Mb Terezin'i Jesoa Zazakely

Isan’ireo diosezy handray ny sisan-taolan’ny Masimbavy Terezin'i Jesoa Zazakely sy ny an’ireo ray aman-dreniny izay mandalo eto Madagasikara ny diosezin’i Toamasina, izay mananarana ihany koa ny fankalazana ny faha-60 taona nijoroany, ka tafiditra amin’ny lanonam-pamaranana ny fankalazana izao fandraisana ny sisan-taolan’ny Mb Terezy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aogositra 2015
Finoana.FAHAMARINANA TSY MAMELA NY RATSY HAHAZO VAHANA

‘’Nahemotra ny rariny, ary mijanon-davitra ny hitsiny ; fa tafintohina eny an-kalalahana ny fahamarinana, ary ny hitsim-po tsy mahazo miditra. Eny, tsy eo ny fahamarinana. Ary izay mifady ny ratsy dia ohatra ny manolo-tena hobaboin’ny sasany. Ary hitan’i Jehovah ny tsy fisian’ny rariny, Ka nataony fa ratsy izany ‘’( Isaia 59 : 14,15)

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2015
Finoana.Fiangonan’i Jesoa Kristy ny olo-masin’ny andro farany Hampahafantatra ny mikasika ny fiangonany

Hampahafantatra ny mikasika ny fiangonany ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ny olo-masin’ny andro farany na « Mormons » no hahafantaran’ny maro azy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Aogositra 2015
Finoana.Morondava Ambohipihaonan’ny Katolika sy ny FLM

Mampiantrano ny synaoda katolika ny tanànan’i Morondava, ary koa mankalaza ny faha-60 taona nijoroan’ny diosezy katolika Morondava, izay hofaranana amin’ny fotoam-bavaka lehibe ny alahady izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aogositra 2015
Finoana.Fiangonana katolika Diosezy 9 hankalaza ny faha-60 taonany

Diosezy miisa 9 no hankalaza ny faha-60 taona nijoroany ankehitriny. Ho fanamarihana izany dia hitarika sorona masina lehibe any Morondava,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jolay 2015
Finoana.Kaominina Ankadikely Ilafy Nitondra am-bavaka ireo kandida

« Miverena ry zaza, hoy Jehovah fa izaho ihany no vadinareo. Ary hangalako iray isan-tanàna ianareo sy roa isam-pokony ka ho hoentiko ho any Ziona ianareo dia homeko mpitondra araka ny sitrapoko ianareo izay anareo amin’ny fahalalana sy ny fahendrena » Jeremia 3. 14-15.

Hamaky ny tohiny
FTT