Finoana

CENTRE ISLAMIQUE ENY ITAOSY Mahatsiaro manokana ny nanaovana fahirano ny Imam Houssen


  • Sabotsy 24 Oktobra 2015

Mahatsiaro manokana ny nanaovana fahirano an’Imam Houssen mpaminan’izy ireo ka namoy ny ainy noho ny fiarovana ny zon’olombelona ireo mpino Silamo mivondrona ao amin’ny Centre Islamique etsy Anosimasina Itaosy

 

. Fotoana izay nifanandrify tamin’ny fahatongavan’ny fahafolon’ny volana Moharram ihany koa, taona 63 h amin’ny fanisan’andro Silamo ka namonoana azy tao Karbala  tamin’ny adin’ny Achoura, rehefa niharitra hetaheta sy hetraketraka nandritra ny andro maromaro. Fizarana rano fisotro madio maimaimpoana sy ranomboankazo ary bisikoitra ho an’ireo mponina teny amin’ny manodidina no nentin’izy ireo nanamarihana izany omaly. Hitohy amin’ny filaharambe mamakivaky ny tanàna hiainga eny Ampasika izany anio, arahin’ny famangiana fasana eny Ivato izay vao mihazo ny mosqué eny Ambohidratrimo.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT