- Alarobia 02 Martsa 2016
Finoana.Fiangonana Loterana Malagasy Misy mpino mampiaka-peo
Miala any koa ny krizy eo anivon’ny Fiangonana Loterana Malagasy. Raha araka ny taratasy nalefana vondrona mpino FLM tamin’ny mpanao gazety omaly dia tsy hitan’ny foibe FLM mihitsy ny zava-mamoafady ao amin’ny Synodam-paritany Antananarivo ankehitriny.
Hamaky ny tohiny
