Finoana

Silamo sy ny Kristianina Miray feo amin’ny fampihavanana


  • Zoma 08 Janoary 2016

Niray feo ny mpino silamo sy ny kristianina amin’ny fampihavanana eo anivon’ny fiarahamonina ary hifanome tanana izy ireo amin’ny fampandrosoana ny firenena toarian’ny fivoriana niarahan’ny roa tonga tao amin’ny Mosquée Azara Tsaramandroso Ambony.

 

 Tato ho ato dia niteraka resabe tao Mahajanga ny fanaratsiana ny mpino silamo ho manao asa fampihorohoroana ary hitaona ireo tanora Malagasy hanatanteraka io asa ratsy io, izay ny fiangonana zandriny no nivoy io resaka io. Mitsipaka marindrano izany ireo mpino silamo izay nilaza fa tsy izay no fototra ijoroan’ny finoana silamo.

Tolin


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT