- Alakamisy 04 Aogositra 2016
Finoana.Rajaonarimampianina sy Ravalomanana Tafaraka tany Ankaramalaza
Tafaraka tany amin’ny Toby Masin’ny FLM tany Ankaramalaza distrikan’i Manakara, ny talata 2 aogositra 2016, nandritra ny fotoam-pamaranana ny jobily fankalazana ny faha-75 taonan’ity Toby Loterana naorin’i Nenilava na i Volahavana Germaine ity,
Hamaky ny tohiny