• Alatsinainy 02 Mey 2016
Finoana.Fivondronamben'ny Eveka Namaky bantsilana ny kolikoly sy lainga hatrany an-tampony

Teny tsy misorona no nataon’ny Fivondronamben'ny Evekan'i Madagasikara araka ny voarakitra amin’ny hafatra navoakan’izy ireo taorian’ny fivoriana ara-potoana voalohany nataony amin’ity taona ity teny amin’ny Episcopat Antanimena, nifarana ny sabotsy lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2016
Finoana.Fiangonana Fahateraham-baovao ao amin’i Kristy Hanatanteraka fotoam-bavaka miavaka

Hanatanteraka fotoam-bavaka lehibe sy miavaka ny Fiangonana Fahateraham-Baovao ao amin’i Kristy izay manana ny foiben-toerany etsy 67 Ha

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Aprily 2016
Finoana.Marc Ravalomanana Nitsidika an’Antsirabe

Nitsidika an’Antsirabe omaly alahady ny filoha lefitry ny fiangonana FJKM Marc Ravalomanana. Fiaraha-mivavaka tao amin’ny fiangonana FJKM Ambohimandroso Filadelfia Antsirabe niaraka tamin’ireo fianakaviany sy ireo kristianina tao an-toerana no nataony io omaly io.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Aprily 2016
Finoana.Fampihavanam-pirenena Miaiky ny FFKM fa mbola lavitr’ezaka

Miaiky ny Fivondronan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara (FFKM) fa mbola lavitr’ezaka ny fampihavanam-pirenena

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Martsa 2016
Finoana.Lycée Galliéni Andohalo Hampiantrano ny oniversite FJKM Ravelojaona

Oniversite "FJKM Ravelojaona". Izany indray izao no ritsoka vaovao mitsoka eny Andohalo eny. Vao hisokatra izy ity, ary hanofa ny ampahan'ny tranon’ny Lycée Galliéni.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Martsa 2016
Finoana.Finoana sy Fiangonana Misy te hamotika ny FFPM ?

Nifanindran-dalana tamin’ny fotoana nanombohan’ny zotra anabakabaka nampitohy mivantana an’Antananarivo

Hamaky ny tohiny
FTT