- Alarobia 17 Aogositra 2016
Finoana.Synoda lehibe any Antsirabe Iza no ho filohan’ny FJKM ?
Hatomboka anio alarobia 17 aogositra ao amin’ny FJKM Kamafa Vatofotsy Antsirabe ny fivorian’ny Synoda lehibe izay rafitra mpanapa-kevitra ambony indrindra eo anivon’ny Fjkm.
Hamaky ny tohiny
