- Talata 30 Aogositra 2016
Finoana.Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi Hametraka Fiangonana matanjaka
Nihaona voalohany tetsy amin’ny Foibe FJKM Ampandrana omaly ny birao vaovaon’ny Mpiandraikitra foibe FJKM vao voafidy nandritra ny Synaoda lehibe faha-18 natao tao Antsirabe ny herinandro lasa iny, tarihin’ny Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi sy ny birao teo aloha tarihin’ny Mpitandrina Lala Rasendrahasina.
Hamaky ny tohiny
