• Alakamisy 04 Aogositra 2016
Finoana.Silamo Malagasy Misy disadisa anatiny

Marisarisa ny fiainam-pikambanan’ny Silamo Malagasy. Noheverina handamin-javatra ny fihaonambe nasionaly notontosaina tao Mahajanga tamin’ny septambra 2015 ka nanavaozana ny birao mpitantana ny Fikambanana Silamo Malagasy (FSM)

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2016
Finoana.FLM Ampandrozonana Sambava Mpanompovavy nihetsika aretina teo anoloan’ny pilipitra

Niato nandritra ny minitra vitsy ny fanompoam-pivavahana tao amin’ny FLM Ampandrozonana Sambava ny alahady 17 jolay teo, namaranana ny fivorian’ny Komity faha-11 an’ny Sinaodam-paritany FLM Avaratra Atsinanana (SPAVA) rehefa naharitra dimy andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2016
Finoana.Fivorian’ny vondrona Afrikanina Mifantoka amin’ny fanajana ny zon’olombelona

« 2016, taona Afrikanina ho an’ny zon’olombelona, omen-danja manokana ny zon’ny vehivavy ». Izany indray no teny filamatry ny fivoriambe faha-27 an’ireo filoham-pirenena eo anivon’ny vondrona Afrikanina, izay nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly alahady 17 jolay any Kigali renivohitr’i Rwanda.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2016
Finoana.Dr David Rakotonirina Nodiovin’ny Synoda rezionalin’ny FLM

Nodiovin’ny Dr David Rakotonirina, filohan’ny Synoda rezionaly Antananarivo natao teny amin’ny fiangonana loterana Tokotanitsara eny Ambodihady nandritra ny 3 andro tamin’ny herinandro lasa teo fa vaovao diso avokoa no navoaka tamin’ny haino aman-jery samihafa teto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jolay 2016
Finoana.Silamo Sunnite eto Madagasikara Nifaly noho ny fahavitan’ny Ramadany

Niavaka ny famaranana ny iray volan’ny Ramadany ho an’ireo mpino Silamo mivondrona ao amin’ny fianakaviambe mozilmana Sunnite eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Jolay 2016
Finoana.Jihadisma, fananganana Mosquée 2000 Milaza ny heviny ny mpino Silamo

Naneho ny heviny mikasika ny ahiahin’ny olona amin’ilay fananganana mosquée miisa 2.000 eto amintsika Andriamatoa Sheik Rijaly Jean Bel, filohan’ny mpanorina sady tale jeneralin’ny UMMI

Hamaky ny tohiny
FTT