• Alarobia 14 Septambra 2016
Finoana.Pastora Rakotonirina David Voafidy ho filohan’ny FLM

Voafidy omaly tao Antsirabe, taorian’ny fifidianana in’efatra miantoana notanterahin’ny komitin’ny sinaoda lehibe, ny filoha vaovaon’ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2016
Finoana.Marc Ravalomanana Manakaiky ny Katolika

Ambohipihaonan’ny mpino krisitianina indray Antsirabe. Ankoatra ny Synoda roa nifanesy (FJKM sy FLM) dia nisy ny fihaonamben’ny FTMTK na ny « Fikambanan’ny Tanora Malagasy Tantsaha Katolika »

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Septambra 2016
Finoana.Fiangonana FJKM Mitohy ny tantara

Tontosa omaly maraina teny amin’ny foibe Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara Analakely ny fifamindran-draharaha teo amin’ny mpitantana ny Fjkm

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Septambra 2016
Finoana.Fiangonana Loterana Malagasy Iza no handimby an’ny Pastora Rakoto Endor Modeste ?

Hotanterahina ao Antsirabe ny talata 7 ka hatramin’ny 14 septambra izao ny Synoda lehiben’ny Fiangonana Loterana Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Septambra 2016
Finoana.Birao Foibe FJKM Hatao anio ny famindram-pahefana

Hotanterahina anio tolakandro ao amin’ny efitrano faha-201, etsy amin’ny Foibe FJKM Analakely ny famindram-pahefana eo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Septambra 2016
Finoana.Synoda Lehibe FLM Teti-panorona mamohehatra

Tontosa ny 10 ka hatramin’ny 14 aogositra 2016 teo tany amin’ny Fileovana Mahavelona ny Isan-taonan’ny Synaodam-paritany Antananarivo faha-XVI eo anivon’ny Fiangonana Loteranina Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT