• Alatsinainy 26 Septambra 2016
Finoana.Filohan’ny FJKM « Tsy atao fitaovana politika ny Fiangonana»

Tafapetraka tamin’ny fomba ofisialy amin’ny maha Filohan’ny Fiangonana Jesoa Kristy eto Madagasikara azy ny mpitandrina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Septambra 2016
Finoana.Fametrahana ny filohan’ny Fjkm Hiavaka ny fotoana amin’ny Alahady

Fotoana hiavaka ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny filohan’ny FJKM vaovao sy ireo birao mpiara-miasa aminy etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny alahady izao, hoy ireo tompon’andraikitra am-perinasa eo anivon’ny foibe FJKM.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Septambra 2016
Finoana.Lapan’ny Fitsarana Anosy Nifandramatra ny samy Silamo

Nifampitory ireo milaza fa tompon’ny fikambanana FSM na Fikambanana Silamo Malagasy ka niakatra teny amin’ny fitsarana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Septambra 2016
Finoana.Fiangonana Loterana Misy vazaha te hanakorontana

Nialoha ny synoda lehiben’ny Fiangonana Loterana Malagasy dia efa nivoaka ny vaovao tamin’ny fisian’ny pastora Norveziana iray voatendry hitarika ny fifidianana ny birao foibe FLM niaraka tamin’ireo pastora 3

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2016
Finoana.Lahiniriko Jean Voatazona ho mpitahiry volan’ny FLM

Voafidy nandritra ny Komitin’ny Sinaoda Lehibe faha-22 notanterahina tao Antsirabe ireo mpikambana mandrafitra ny Birao vaovaon’ny hitantana ny Fiangonana Loterana Malagasy mandritra ny efa-taona. Filoha i Pastora Rakotonirina David filohan’ny Sinodam-paritany Antananarivo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2016
Finoana.Pastora Rakotonirina David “Iray tsy mivaky ny FLM”

Asa goavana avy hatrany no miandry ny filohan'ny fiangonana FLM ny Pastora Rakotonirina David raha ny tafa fohy nifanaovana taminy.

Hamaky ny tohiny
FTT