• Alatsinainy 31 Oktobra 2016
Finoana.Silamo Ahmadiyya Manameloka ny asa fampihorohoroana

Nanatanteraka ny «Jalsa Salana» na fihaonana isan-taona andiany faha-12 ny zoma 28 sy sabotsy 29 oktobra 2016 teo teny Andavamamba misy ny foibeny ny fikambanana Silamo Ahmadiyya eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Oktobra 2016
Finoana.Fiangonana RHEMA Itaosy Ambodiady Hanatanteraka seminera ara-pivavahana lehibe

Mba ho fanampiana ny olona hiova amin’ny fiainany, indrindra amin’izao fotoana izay azo ambara fa efa farany izao dia hanatanteraka seminera ara-pivavahana lehibe ny fiangonana Rhema Itaosy Ambodiady.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2016
Finoana.Fahatsiarovana ny Imam Houssen Tsy hiasa ireo Silamo Chiite anio

Fotoan-dehibe ho an’ireo mpino Silamo chiite maneran-tany ny datin’ny anio alarobia faha12-n’ny volana oktobra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Oktobra 2016
Finoana.Sekta Mahatarik’olona maro , fa nahoana ?

Niroborobo fatratra ny antsoina hoe fiangonana zandriny na koa sekta tato anatin’ny 15 taona izao teto Madagasikara, ireo ilay antokom-pinoana sy fiangonana tsy ao anatin’ny FFKM (Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Oktobra 2016
Finoana.Nanendry Kardinaly i Papa François Tsy ao anaty lisitra i Madagasikara

Miandry fa Malagasy. Nanendry Kardinaly miisa 17 eo anivon’ny Fiangonana Katôlika ny Papa François omaly alahady 9 oktobra 2016, taorian’ny Anzelisy. Avy amina firenena miisa 11 miparitaka amin’ny kaontinanta dimy izy ireo, fa tsy ao anaty lisitra i

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Septambra 2016
Finoana.Raharaham-pirenena Tsy afaka ny hangina ny Katolika

Mibaribary ny fisian’ny ady mangatsiaka eo amin’ny fiangonana katolika sy ny fanjakana Rajaonarimampianina raha jerena amin’ny zava-misy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT