Finoana

Pastora Rakotonirina David “Iray tsy mivaky ny FLM”


  • Alakamisy 15 Septambra 2016

Asa goavana avy hatrany no miandry ny filohan'ny fiangonana FLM ny Pastora Rakotonirina David raha ny tafa fohy nifanaovana taminy.

 

  Eo aloha ny fankalazana ny faha 500 taonan’ny Reformasiona izay hatao ny taona 2017 hiditra io. Fa ao anatin’io ihany koa no hankalazana ny faha-150 taonan’ny  teto Madagasikara, izay asa goavana no miandry satria ny fananganana ny birao foibe hiasana ao amin’ny foibeny ao Isoraka no ho tsangambaton'ireo hetsika roa ireo. Ankoatra izay dia anisan’ny ezaka hataon’ity filoha vaovao ity ny fananganana kitapo hiombonana hifampitsinjovana ireo mpiara-miasa rehetra manerana ny nosy, indrindra fa ireo miasa any an-tany lavitra andriana eo anivon’ny fiangonana. Na teo aza moa ny disadisa nandritra ity fihaonana ity teo amin’ny lafiny fifidianana dia niantso ny mpino rehetra ny tenany mba tsy hizarazara fa iray ihany ny FLM eran’i Madagasikara.

Caius R


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT