• Alarobia 09 Novambra 2016
Finoana.Marc Ravalomanana Mahita vahaolana hatrany

Olon’ny teny omeny ary tsy mba mivadika amin’ny zavatra nambarany fa ataony i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2016
Finoana.Mihetsika ny FJKM Hamoaka mpitandrina 100 isan-taona

Hankalaza ny faha-50 taona nijoroany amin’ny taona 2018 ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2016
Finoana.Pasitora Rakotonirina David Tsy manao politika na manohana antoko politika ny fiangonana

Tontosa soa aman-tsara tsy nisy tomika teny Antsahamanitra ny alahady faha-6 novambra lasa teo ny fametrahana tamim-pomba ofisialy ny komity Foiben’ny Flm vao voafidy farany teo tany antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2016
Finoana.Fitondram-panjakana Manambitamby mafy ny Katolika

Nofaranana tamin’ny alalan’ny fiombonam-bavaka teny amin’ny Esca Antanimena omaly alahady 6 novambra ny fankalazana ny taon-jaobily ho an’ny fivondronamben’ny Eveka sy ny mpino katolika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Novambra 2016
Finoana.Finoana Jodaisma Madagasikara Mesirima Manampy hatrany ny mpiara-belona

Finoana iray anisan’ny manome lanja ny fiompiana sy ny fambolena ny Finoana Jodaisma Madagasikara Mesirima tarihin’i Cohen Bera.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Oktobra 2016
Finoana.Vehivavy nanota fady Maty nodoran’ny olona velona

Vehivavy iray voalaza fa nanota fady tany Valamena Satrokefa, any Mananjary no niharan’ny fitsaram-bahoaka omaly alahady.

Hamaky ny tohiny
FTT