Finoana

Fiangonana RHEMA Itaosy Ambodiady Hanatanteraka seminera ara-pivavahana lehibe


  • Sabotsy 15 Oktobra 2016

Mba ho fanampiana ny olona hiova amin’ny fiainany, indrindra amin’izao fotoana izay azo ambara fa efa farany izao dia hanatanteraka seminera ara-pivavahana lehibe ny fiangonana Rhema Itaosy Ambodiady.

Im-pito alahady no hanatanterahany izany manomboka  rahampitso 16 oktobra ka hatramin’ny alahady 7 novambra, ao anatin’ilay loha-hevitra hoe : « Azo ovaina io zava-misy io ». Ankoatra ny eny Itaosy dia anisan’ny hasaina manokana hanatrika ny fotoana ihany koa ny eto an-drenivohitra rehetra , indrindra fa ireo marary mila fanasitranana, ny manana olana, raha araka ny fanazavan’ny  pastera Hery Anderson. Arahin’ny fampianarana ny tenin’ny Soratra Masina izany,  raha araka ny fanazavana azo hatrany.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT