- Alakamisy 05 Janoary 2017
Finoana.Vondrom-pinoana AMCM Nihaona tamin’i Honore Rakotomanana
Tonga nitsidika ny Filohan’ny Antenimierandoholona tetsy Anosikely, omaly maraina, ny vondrom-pikambanana ara-pinoana AMCM na ny « Amical des Musulmans et Chretiens de Madagascar » izay tarihin’ Andriamatoa isany Hamada Chanfi, ho an’ny Silamo sy Rabeson Rafaralahibe kosa ho an’ny Krisitiana.
Hamaky ny tohiny
